Boky faharoan'ny Tantara 23:16
Tamin’ ny zanakalahin’ i Gersona dia Seboela no lohany.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Of the sons of Gershom, Shebuel was the chief.
In Context
15Ny zanakalahin’ i Mosesy dia Gersona sy Eliezera.
Read all of Boky faharoan'ny Tantara 23
Cross References
1 Chronicles 24:20Ary tamin’ ny taranak’ i Levy sisa dia izao; Tamin’ ny taranak’ i Amrama dia Sobaela; tamin’ ny zanak’ i Sobaela dia Jedala.
1 Chronicles 26:24dia Seboela, avy tamin’ ny taranak’ i Gersona, zanak’ i Mosesy, no tonian’ ny rakitra.