The Bible Software
bible.software › Boky faharoan'ny Tantara › Boky faharoan'ny Tantara 23 › Boky faharoan'ny Tantara 23:18

Boky faharoan'ny Tantara 23:18

Tamin’ ny zanakalahin’ i Jizara dia Selomota no lohany.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

Of the sons of Izhar; Shelomith the chief.

In Context

17Ary tamin’ ny zanakalahin’ i Eliezera dia Rehabia no lohany (Eliezera anefa tsy nanan-janaka hafa); fa ny zanak’ i Rehabia dia maro indrindra.

19Ny zanakalahin’ i Hebrona, dia Jeria no lahimatoa, Amaria no lahiaivo, Jahaziela no fahatelo, ary Jekameama no faralahy.

Read all of Boky faharoan'ny Tantara 23

Cross References

1 Chronicles 24:22Tamin’ ny Jizarita dia Selomota; tamin’ ny taranak’ i Selomota dia Jahata.

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Boky faharoan'ny Tantara 23:18

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Boky faharoan'ny Tantara 23:17Boky faharoan'ny Tantara 23Boky faharoan'ny Tantara 23:19 →