Boky faharoan'ny Tantara 23:20
Ny zanakalahin’ i Oziela, dia Mita no lahimatoa, ary Jisia no faralahy.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Of the sons of Uzziel; Micah the first, and Jesiah the second.
In Context
21Ny zanakalahin’ i Merary dia Maly sy Mosy. Ny zanakalahin’ i Maly dia Eleazara sy Kisy.
Read all of Boky faharoan'ny Tantara 23
Cross References
1 Chronicles 24:24Ny zanakalahin’ i Oziela dia Mika; tamin’ ny taranak’ i Mika dia Samira;