Boky faharoan'ny Tantara 23:22
Ary maty Eleazara ka tsy nanan-janakalahy, fa vavy avokoa; ary ireny zanakalahin’ i Kisy havany no nanambady ireo.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And Eleazar died, and had no sons, but daughters: and their brethren the sons of Kish took them.
In Context
21Ny zanakalahin’ i Merary dia Maly sy Mosy. Ny zanakalahin’ i Maly dia Eleazara sy Kisy.
23Ny zanakalahin’ i Mosy dia Maly sy Edera ary Jeremota; telo izy.
Read all of Boky faharoan'ny Tantara 23
Cross References
1 Chronicles 24:28Avy tamin’ i Maly no nihavian’ i Eleazara, izay tsy nanan-janakalahy.