Boky faharoan'ny Tantara 23:7
Tamin’ ny Gersonita dia Ladana sy Simey.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Of the Gershonites were, Laadan, and Shimei.
In Context
8Ny zanakalahin’ i Ladana dia Jehiela lohany sy Zetama ary Joela; telo izy.
Read all of Boky faharoan'ny Tantara 23
Cross References
Exodus 6:17Ny zanakalahin’ i Hersona dia Libny sy Simey, araka ny fokom-pireneny.
1 Chronicles 6:17ka nanao hira fanompoam-pivavahana izy tao amin’ ny tabernakely, dia ny trano-lay fihaonana, ambara-panaon’ i Solomona ny tranon’ i Jehovah tany Jerosalema; koa raha nanao ny raharahany izy, dia nitsangana araka ny filaharany avy,
1 Chronicles 26:21Ny taranak’ i Ladana, ilay Ladana Gersonita, ireo lohan’ ny fianakavian’ i Ladana Gersonita, dia ny Jehielita.