Boky faharoan'ny Tantara 24:10
ny fahafito an’ i Hakoza, ny fahavalo an’ i Abia,
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
The seventh to Hakkoz, the eighth to Abijah,
In Context
9ny fahadimy an’ i Malkia, ny fahenina an’ i Miamina,
11ny fahasivy an’ i Jesoa, ny fahafolo an’ i Sekania.
Read all of Boky faharoan'ny Tantara 24
Cross References
Nehemiah 12:4Ido, Ginetoy, Abia,
Luke 1:5Tamin’ ny andron’ i Heroda, mpanjakan’ i Jodia, nisy mpisorona anankiray atao hoe Zakaria, isan’ ny antokon’ i Abia; ary ny vadiny dia avy tamin’ ny taranak’ i Arona, Elizabeta no anarany.