Boky faharoan'ny Tantara 24:14
ny fahadimy ambin’ ny folo an’ i Bilga, ny fahenina ambin’ ny folo an’ Imera,
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
The fifteenth to Bilgah, the sixteenth to Immer,
In Context
13ny fahatelo ambin’ ny folo an’ i Hopa, ny fahefatra ambin’ ny folo an’ i Jesebaba,
15ny fahafito ambin’ ny folo an’ i Hezira, ny fahavalo ambin’ ny folo an’ i Hafizeza,
Read all of Boky faharoan'ny Tantara 24
Cross References
Ezra 2:38ny taranak’ i Pasora dia fito amby efa-polo amby roan-jato sy arivo;
Nehemiah 7:40ny taranak’ Imera, dia roa amby dimam-polo amby arivo;