Boky faharoan'ny Tantara 24:22
Tamin’ ny Jizarita dia Selomota; tamin’ ny taranak’ i Selomota dia Jahata.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Of the Izharites; Shelomoth: of the sons of Shelomoth; Jahath.
In Context
21Ny amin’ i Rehabia: tamin’ ny taranak’ i Rehabia dia Jisia no voalohany.
Read all of Boky faharoan'ny Tantara 24
Cross References
Exodus 6:21Ary ny zanakalahin’ i Jizara dia Kora sy Nafega ary Zikry.
Numbers 3:27Ary avy tamin’ i Kehata ny fokon’ ny Amramita sy ny fokon’ ny Jizarita sy ny fokon’ ny Hebronita ary ny fokon’ ny Ozielita; ireo no fokon’ ny Kehatita.
1 Chronicles 23:18Tamin’ ny zanakalahin’ i Jizara dia Selomota no lohany.