Boky faharoan'ny Tantara 24:28
Avy tamin’ i Maly no nihavian’ i Eleazara, izay tsy nanan-janakalahy.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Of Mahli came Eleazar, who had no sons.
In Context
27Ny zanakalahin’ i Merary tamin’ i Jazia dia Beno sy Sohama sy Zakora ary Ibry.
29Ny amin’ i Kisy, ny zananilahy dia Jeramela.
Read all of Boky faharoan'ny Tantara 24