Boky faharoan'ny Tantara 24:3
Ary Davida sy Zadoka, isan’ ny taranak’ i Eleazara, sy Ahimeleka, isan’ ny taranak’ Itamara, dia nizara azy araka ny antokony sy ny fanompoany avy.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
In Context
Read all of Boky faharoan'ny Tantara 24
Cross References
1 Samuel 21:1Dia nitsangana Davida ka lasa; fa Jonatana kosa nankany an-tanàna.
2 Samuel 8:17ary Zadoka, zanak’ i Ahitoba, sy Ahimeleka, zanak’ i Abiatara, no mpisorona; ary Seraia no mpanoratra;
1 Kings 2:35Ary Benaia, zanak’ i Joiada, no notendren’ ny mpanjaka ho solony ho komandin’ ny miaramila; ary Zadota mpisorona no notendren’ ny mpanjaka ho solon’ i Abiatara.
1 Chronicles 6:50Ary nomeny tamin’ ny filokana ireto tanàna tononina ireto avy tamin’ ny firenena taranak’ i Joda sy ny firenena taranak’ i Simeona ary ny firenena taranak’ i Benjamina.
1 Chronicles 15:11Ary Davida niantso an’ i Zadoka sy Abiatara mpisorona sy ny Levita, dia Oriela sy Asaia sy Joela sy Semaia sy Eliala ary Aminadaba,
1 Chronicles 18:16Ary Zadoka, zanak’ i Ahitoba, sy Abimeleka, zanak’ i Abiatara, no mpisorona; ary Saosa no mpanoratra.