bible.software › Boky faharoan'ny Tantara › Boky faharoan'ny Tantara 24 › Boky faharoan'ny Tantara 24:30
Boky faharoan'ny Tantara 24:30
Ary ny zanakalahin’ i Mosy dia Maly sy Edera ary Jerimota. Ireo no taranaky ny Levita araka ny fianakaviany avy.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
The sons also of Mushi; Mahli, and Eder, and Jerimoth. These were the sons of the Levites after the house of their fathers.
In Context
29Ny amin’ i Kisy, ny zananilahy dia Jeramela.
31Ary ireo dia mba niara-niloka tamin’ ny rahalahiny, taranak’ i Arona, teo anatrehan’ i Davida mpanjaka sy Zadota sy Ahimeleka sy ny lohan’ ny fianakavian’ ny mpisorona sy ny Levita: niara-niloka avokoa na ny zokiny na ny zandriny.
Read all of Boky faharoan'ny Tantara 24
Cross References
1 Chronicles 6:47Ary ny an’ ny taranak’ i Gersona araka ny fokony dia tanàna telo ambin’ ny folo tamin’ ny firenen’ Isakara sy ny firenen’ i Asera sy ny firenen’ i Naftaly ary ny firenen’ i Manase any Basana.
This Verse In Other Editions
Study Boky faharoan'ny Tantara 24:30