The Bible Software
bible.software › Boky faharoan'ny Tantara › Boky faharoan'ny Tantara 24 › Boky faharoan'ny Tantara 24:7

Boky faharoan'ny Tantara 24:7

Ny loka voalohany dia azon’ i Joariba, ny faharoa an’ i Jedaia,

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

Now the first lot came forth to Jehoiarib, the second to Jedaiah,

In Context

6Ary Semaia, zanak’ i Netanela, mpanoratra anankiray tamin’ ny Levita, no nanoratra azy teo anatrehan’ ny mpanjaka sy ny mpanapaka sy Zadoka mpisorona sy Ahimeleka, zanak’ i Abiatara, sy teo anatrehan’ ny lohan’ ny fianakaviana tamin’ ny mpisorona sy ny Levita: fianakaviana iray no nalaina ho an’ i Eleazara, ary iray kosa ho an’ Itamara.

8ny fahatelo an’ i Harima, ny fahefatra an’ i Seorima,

Read all of Boky faharoan'ny Tantara 24

Cross References

Ezra 2:36Ary ny mpisorona koa dia izao: Ny taranak’ i Jedaia, avy tamin’ ny mpianakavin’ i Jesoa, dia telo amby fito-polo amby sivin-jato;

Nehemiah 11:10Ny avy tamin’ ny mpisorona dia Jedaia, zanak’ i Joariba, ary Jakina.

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Boky faharoan'ny Tantara 24:7

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Boky faharoan'ny Tantara 24:6Boky faharoan'ny Tantara 24Boky faharoan'ny Tantara 24:8 →