Boky faharoan'ny Tantara 25:13
ny fahenina an’ i Bokia, izy mbamin’ ny zanany sy ny rahalahiny, dia roa ambin’ ny folo;
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
The sixth to Bukkiah, he, his sons, and his brethren, were twelve:
In Context
12ny fahadimy an’ i Netania, izy mbamin’ ny zanany sy ny rahalahiny, dia roa ambin’ ny folo;
14ny fahafito an’ i Jesarela, izy mbamin’ ny zanany sy ny rahalahiny, dia roa ambin’ ny folo;
Read all of Boky faharoan'ny Tantara 25