Boky faharoan'ny Tantara 25:16
ny fahasivy an’ i Matania, izy mbamin’ ny zanany sy ny rahalahiny, dia roa ambin’ ny folo;
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
The ninth to Mattaniah, he, his sons, and his brethren, were twelve:
In Context
15ny fahavalo an’ i Jesaia, izy mbamin’ ny zanany sy ny rahalahiny, dia roa ambin’ ny folo;
17ny fahafolo an’ i Simey, izy mbamin’ ny zanany sy ny rahalahiny, dia roa ambin’ ny folo;
Read all of Boky faharoan'ny Tantara 25