Boky faharoan'ny Tantara 25:28
ny fahiraika amby roa-polo an’ i Hotira, izy mbamin’ ny zanany sy ny rahalahiny, dia roa ambin’ ny folo;
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
The one and twentieth to Hothir, he, his sons, and his brethren, were twelve:
In Context
27ny faharoa-polo an’ i Eliata, izy mbamin’ ny zanany sy ny rahalahiny, dia roa ambin’ ny folo;
Read all of Boky faharoan'ny Tantara 25
Cross References
1 Chronicles 25:4Tamin’ i Hemana, ny zanany dia Bokia, Matania, Oziela, Seboela sy Jerimota, Hanania, Hanany, Eliata, Gidalty sy Romamti-ezera sy Josbekasa sy Maloty sy Hotira ary Mahaziota.