Boky faharoan'ny Tantara 26:17
Ny atsinanana nisy Levita enina, ny avaratra nisy efatra Isan’ andro, ny atsimo nisy efatra isan’ andro, ary ny trano firaketana nisy efa-dahy nizara ho roa avy.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
In Context
18Tany Parbara andrefana nisy efatra amin’ ny lalana, ary roa tao Parbara.
Read all of Boky faharoan'ny Tantara 26
Cross References
1 Chronicles 9:24Teo amin’ ny lafiny efatra no nitoeran’ ny mpiandry varavarana, dia teo atsinanana sy andrefana sy avaratra ary atsimo.
2 Chronicles 31:14Ary Kore Levita, zanak’ i Jimna, mpiandry varavarana tao atsinanana, no tonian’ ny fanati-tsitrapo ho an’ Andriamanitra, hizara ny fanatitra asandratra ho an’ i Jehovah sy ny zava-masìna indrindra.