Boky faharoan'ny Tantara 26:24
dia Seboela, avy tamin’ ny taranak’ i Gersona, zanak’ i Mosesy, no tonian’ ny rakitra.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And Shebuel the son of Gershom, the son of Moses, was ruler of the treasures.
In Context
23Tamin’ ny Amramita sy ny Jizarita sy ny Hebronita ary ny Ozielita
Read all of Boky faharoan'ny Tantara 26
Cross References
1 Chronicles 23:15Ny zanakalahin’ i Mosesy dia Gersona sy Eliezera.
1 Chronicles 23:17Ary tamin’ ny zanakalahin’ i Eliezera dia Rehabia no lohany (Eliezera anefa tsy nanan-janaka hafa); fa ny zanak’ i Rehabia dia maro indrindra.