The Bible Software
bible.software › Boky faharoan'ny Tantara › Boky faharoan'ny Tantara 26 › Boky faharoan'ny Tantara 26:28

Boky faharoan'ny Tantara 26:28

Ary izay rehetra nohamasinin’ i Samoela mpahita sy Saoly, zanak’ i Kisy, sy Abnera, zanak’ i Nera, sy Joaba, zanak’ i Zeroia, dia izay rehetra nohamasininy, dia Selomota sy ny rahalahiny no nitahiry izany.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

And all that Samuel the seer, and Saul the son of Kish, and Abner the son of Ner, and Joab the son of Zeruiah, had dedicated; and whosoever had dedicated any thing, it was under the hand of Shelomith, and of his brethren.

In Context

27Tamin’ ny babo izay azony tamin’ ny ady nisy nohamasininy ho enti-manamboatra ny tranon’ i Jehovah.

29Tamin’ ny Jizarita dia Kenania sy ny zanany no voatendry ho amin’ ny raharaha ivelany amin’ ny Isiraely, dia ho mpifehy sy mpitsara.

Read all of Boky faharoan'ny Tantara 26

Cross References

1 Samuel 14:47Ary Saoly nahazo ny fanjakan’ Isiraely ary niady tamin’ ny fahavalony rehetra manodidina, dia tamin’ ny Moaba sy ny taranak’ i Amona sy ny Edomita sy ny mpanjakan’ i Zoba ary ny Filistina; ary izay nalehany rehetra dia resiny avokoa.

2 Samuel 10:9Ary rehefa hitan’ i Joaba fa teo anoloany sady teo ivohony ny fahavalo, dia nifidy olona tamin’ ireo voafantina tamin’ ny Isiraely rehetra izy, ka nalahany hiady tamin’ ny Syriana.

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Boky faharoan'ny Tantara 26:28

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Boky faharoan'ny Tantara 26:27Boky faharoan'ny Tantara 26Boky faharoan'ny Tantara 26:29 →