The Bible Software
bible.software › Boky faharoan'ny Tantara › Boky faharoan'ny Tantara 26 › Boky faharoan'ny Tantara 26:29

Boky faharoan'ny Tantara 26:29

Tamin’ ny Jizarita dia Kenania sy ny zanany no voatendry ho amin’ ny raharaha ivelany amin’ ny Isiraely, dia ho mpifehy sy mpitsara.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

Of the Izharites, Chenaniah and his sons were for the outward business over Israel, for officers and judges.

In Context

28Ary izay rehetra nohamasinin’ i Samoela mpahita sy Saoly, zanak’ i Kisy, sy Abnera, zanak’ i Nera, sy Joaba, zanak’ i Zeroia, dia izay rehetra nohamasininy, dia Selomota sy ny rahalahiny no nitahiry izany.

30Ary tamin’ ny Hebronita dia Hasabia sy ny rahalahiny, lehilahy mahay fiton-jato amby arivo, no mpifehy tamin’ ny Isiraely tany an-dafy andrefan’ i Jordana ny amin’ ny raharaha rehetra ho an’ i Jehovah sy ny fanompoana ny mpanjaka.

Read all of Boky faharoan'ny Tantara 26

Cross References

Deuteronomy 17:9ary mankanesa amin’ ireo Levita mpisorona sy amin’ ny anankiray izay mpitsara amin’ izany andro izany, ka manontania, dia hambarany aminao ny teny fitsarana.

1 Chronicles 23:12Ny zanakalahin’ i Kehata dia Amrama sy Jizara sy Hebrona ary Oziela; efatra izy.

1 Chronicles 27:8Ny fahadimy, ho amin’ ny volana fahadimy, dia Samihota Jizarita; ary ny antokony dia efatra arivo amby roa alina.

2 Chronicles 34:13dia ireo no tonian’ ny mpitondra entana sady nifehy izay rehetra nanao raharaha tamin’ ny tao-zavatra samy hafa rehetra; ary avy tamin’ ny Levita koa nisy mpanoratra sy mpifehy ary mpiandry varavarana.

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Boky faharoan'ny Tantara 26:29

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Boky faharoan'ny Tantara 26:28Boky faharoan'ny Tantara 26Boky faharoan'ny Tantara 26:30 →