bible.software › Boky faharoan'ny Tantara › Boky faharoan'ny Tantara 26 › Boky faharoan'ny Tantara 26:9
Boky faharoan'ny Tantara 26:9
Ary Meselemia nanan-janaka sy rahalahy valo ambin’ ny folo, samy lehilahy mahay avokoa.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And Meshelemiah had sons and brethren, strong men, eighteen.
In Context
8Ireo rehetra ireo no avy tamin’ ny zanak’ i Obed-edoma, dia izy sy ny zanany sy ny rahalahiny, izay samy lehilahy mahery sady matanjaka amin’ ny fanompoany; roa amby enim-polo no an’ i Obed-edoma.
10Ary Hosa, tamin’ ny taranak’ i Merary, nanan-janakalahy, dia Simry, lohany (fa na dia tsy lahimatoa aza izy, dia izy no nataon-drainy ho lohany),
Read all of Boky faharoan'ny Tantara 26
Cross References
1 Chronicles 26:14Koa ny loka tamin’ ny atsinanana dia azon’ i Selemia. Ary nanaovana filokana Zakaria zanany, mpanolo-tsaina hendry, ka ny loka tamin’ ny avaratra no azony.
This Verse In Other Editions
Study Boky faharoan'ny Tantara 26:9