Boky faharoan'ny Tantara 27:18
tamin’ ny Joda dia Eliho, izay isan’ ny rahalahin’ i Davida; tamin’ ny Isakara dia Omry, zanakalahin’ i Mikaela;
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Of Judah, Elihu, one of the brethren of David: of Issachar, Omri the son of Michael:
In Context
17tamin’ ny Levita dia Hasabia, zanakalahin’ i Kemoela; tamin’ ny Aronita dia Zadoka;
Read all of Boky faharoan'ny Tantara 27
Cross References
1 Samuel 16:6Ary nony tonga ireo, dia nijery an’ i Eliaba izy ka nanao hoe: Ny voahosotr’ i Jehovah tokoa ity eto anatrehany.
1 Samuel 17:29Ary hoy Davida: Moa maninona aho izao? Mba miteny aho, ka nahoana moa?