Boky faharoan'ny Tantara 27:21
tamin’ ny antsasaky ny firenen’ i Manase tao Gileada dia Ido, zanakalahin’ i Zakaria; tamin’ ny Benjamina dia Jasiela, zanakalahin’ i Abnera;
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
In Context
22tamin’ ny Dana dia Azarela, zanakalahin’ i Jerohama. Ireo no lohan’ ny firenen’ Isiraely.
Read all of Boky faharoan'ny Tantara 27
Cross References
1 Samuel 14:50Ary ny anaran’ ny vadin’ i Saoly dia Ahinoama, zanakavavin’ i Ahimaza: ary ny anaran’ ny komandin’ ny miaramilany dia Abnera, zanak’ i Nera, rahalahin-drain’ i Saoly.
2 Samuel 3:37Ka dia fantatry ny vahoaka rehetra sy ny Isiraely rehetra tamin’ izany andro izany fa tsy avy tamin’ ny mpanjaka no nahafaty an’ i Abnera, zanak’ i Nera.