Boky faharoan'ny Tantara 27:3
isan’ ny taranak’ i Fareza izy sady lohan’ ny mpifehy rehetra tamin’ ny miaramila amin’ ny volana voalohany.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Of the children of Perez was the chief of all the captains of the host for the first month.
In Context
Read all of Boky faharoan'ny Tantara 27
Cross References
Genesis 49:8Ry JODA, hoderain’ ny rahalahinao ianao, ny tananao ho ao amin’ ny vozon’ ny fahavalonao; hiankohoka eo anatrehanao ny zanaky ny rainao.
Numbers 10:14Ary ny fanevan’ ny tobin’ ny taranak’ i Joda no niainga voalohany araka ny antokony, ary Nasona, zanak’ i Aminadaba, no mpifehy ny antokony.