Boky faharoan'ny Tantara 27:31
ary ny tonian’ ny ondry aman’ osy dia Jaziza Hagarita. Ireo rehetra ireo no tonian’ ny fananan’ i Davida mpanjaka.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
In Context
30ary ny tonian’ ny rameva dia Obila Ismaelita; ary ny tonian’ ny borikivavy dia Jedda Meronotita;
Read all of Boky faharoan'ny Tantara 27
Cross References
1 Chronicles 5:19Ary niady tamin’ ny Hagarita sy tamin’ i Jetora sy Nafisy ary Nodaba izy.