bible.software › Boky faharoan'ny Tantara › Boky faharoan'ny Tantara 27 › Boky faharoan'ny Tantara 27:6
Boky faharoan'ny Tantara 27:6
Io no ilay Benaia, izay nahery sady ambony tamin’ izy telo-polo lahy; Amizabada zanany no isan’ ny antokony.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
This is that Benaiah, who was mighty among the thirty, and above the thirty: and in his course was Ammizabad his son.
In Context
5Ny komandin’ ny antokony fahatelo tamin’ ny miaramila, ho amin’ ny volana fahatelo, dia Benaia lohany, zanak’ i Joiada mpisorona; ary ny antokony dia efatra arivo amby roa alina.
7Ny fahefatra, ho amin’ ny volana fahefatra, dia Asahela, rahalahin’ i Joaba, ary Zebadia zanany no nanarakaraka azy; ary ny antokony dia efatra arivo amby roa alina.
Read all of Boky faharoan'ny Tantara 27
Cross References
2 Samuel 23:20Ary Benaia, zanak’ i Joiada, zanaky ny lehilahy mahay tany Kabezela, izay nahavita asa be, izy no namono ny roa lahy mahery tany Moaba; ary izy no nidina ka namono ny liona tao an-davaka fantsakana tamin’ ilay andro nisy oram-panala iny;
This Verse In Other Editions
Study Boky faharoan'ny Tantara 27:6