bible.software › Boky faharoan'ny Tantara › Boky faharoan'ny Tantara 27 › Boky faharoan'ny Tantara 27:8
Boky faharoan'ny Tantara 27:8
Ny fahadimy, ho amin’ ny volana fahadimy, dia Samihota Jizarita; ary ny antokony dia efatra arivo amby roa alina.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
The fifth captain for the fifth month was Shamhuth the Izrahite: and in his course were twenty and four thousand.
In Context
7Ny fahefatra, ho amin’ ny volana fahefatra, dia Asahela, rahalahin’ i Joaba, ary Zebadia zanany no nanarakaraka azy; ary ny antokony dia efatra arivo amby roa alina.
9Ny fahenina, ho amin’ ny volana fahenina, dia Ira, zanak’ Ikesy Tekoïta; ary ny antokony dia efatra arivo amby roa alina.
Read all of Boky faharoan'ny Tantara 27
Cross References
2 Samuel 23:25Sama Harodita, Elika Harodita,
1 Chronicles 26:29Tamin’ ny Jizarita dia Kenania sy ny zanany no voatendry ho amin’ ny raharaha ivelany amin’ ny Isiraely, dia ho mpifehy sy mpitsara.
This Verse In Other Editions
Study Boky faharoan'ny Tantara 27:8