bible.software › Boky faharoan'ny Tantara › Boky faharoan'ny Tantara 27 › Boky faharoan'ny Tantara 27:9
Boky faharoan'ny Tantara 27:9
Ny fahenina, ho amin’ ny volana fahenina, dia Ira, zanak’ Ikesy Tekoïta; ary ny antokony dia efatra arivo amby roa alina.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
The sixth captain for the sixth month was Ira the son of Ikkesh the Tekoite: and in his course were twenty and four thousand.
In Context
8Ny fahadimy, ho amin’ ny volana fahadimy, dia Samihota Jizarita; ary ny antokony dia efatra arivo amby roa alina.
10Ny fahafito, ho amin’ ny volana fahafito, dia Heleza Pelonita, isan’ ny taranak’ i Efraima; ary ny antokony dia efatra arivo amby roa alina.
Read all of Boky faharoan'ny Tantara 27
Cross References
1 Chronicles 11:28sy Ira, zanak’ Ikesy Tekoïta, sy Abiezera Anatotita
This Verse In Other Editions
Study Boky faharoan'ny Tantara 27:9