Boky faharoan'ny Tantara 3:10
Ary ny zanakalahin’ i Solomona dia Rehoboama, Abia no zanakalahin-dRehoboama, Asa no zanakalahin’ i Abia, Josafata no zanakalahin’ i Asa,
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And Solomon’s son was Rehoboam, Abia his son, Asa his son, Jehoshaphat his son,
In Context
Read all of Boky faharoan'ny Tantara 3
Cross References
1 Kings 11:43Ary Solomona lasa nodi-mandry any amin’ ny razany, dia nalevina tao an-Tanànan’ i Davida rainy izy; ary Rehoboama zanany no nanjaka nandimby azy.
1 Kings 15:6Ary niady Rehoboama sy Jeroboama tamin’ ny andro rehetra niainany.
1 Kings 15:24Ary lasa nodimandry any amin’ ny razany, dia nalevina tao amin’ ny razany tao an-Tanànan’ i Davida rainy izy; ary Josafata zanany no nanjaka nandimby azy.
2 Chronicles 14:1Ary Asa nanao izay tsara sy mahitsy eo imason’ i Jehovah Andriamanitra;
Matthew 1:7ary Solomona niteraka an-dRehoboama; ary Rehoboama niteraka an’ i Abia; ary Abia niteraka an’ i Asa;