Boky faharoan'ny Tantara 3:17
Ary ny zanakalahin’ Jekonia dia Asira, Sealtiela no zanak’ i Asira,
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And the sons of Jeconiah; Assir, Salathiel his son,
In Context
16Ary ny zanakalahin’ i Joiakima dia Jekonia, ary Zedekia no zanak’ i Jekonia.
18ary Malkirama koa sy Pedaia sy Senazara sy Jekamia sy Hosama ary Nedabia.
Read all of Boky faharoan'ny Tantara 3
Cross References
Ezra 3:2Dia nitsangana Jesoa, zanak’ i Jozadaka, sy ny mpisorona rahalahiny ary Zerobabela, zanak’ i Sealtiela, sy ny rahalahiny ka nanorina ny alitaran’ Andriamanitry ny Isiraely hanaterana fanatitra dorana eo amboniny, araka izay voasoratra ao amin’ ny lalàn’ i Mosesy, lehilahin’ Andriamanitra.
Ezra 5:2Dia nitsangana Zerobabela, zanak’ i Sealtiela, sy Jesoa, zanak’ i Jozadaka, ka nanomboka nanao ny tranon’ Andriamanitra any Jerosalema indray; ary ireo mpaminanin’ Andriamanitra ireo dia teo aminy ka nanampy azy.