bible.software › Boky faharoan'ny Tantara › Boky faharoan'ny Tantara 3 › Boky faharoan'ny Tantara 3:23
Boky faharoan'ny Tantara 3:23
Ary ny zanakalahin’ i Nearia dia Elioenay sy Hezekia ary Azrikama; telo izy.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And the sons of Neariah; Elioenai, and Hezekiah, and Azrikam, three.
In Context
22Ary ny zanakalahin’ i Sekania dia Semaia. Ary ny zanakalahin’ i Semaia dia Hatosy sy Jigala sy Baria sy Nearia ary Safata; enina izy.
24Ary ny zanakalahin’ i Elioenay dia Hodaia sy Eliasiba sy Pelaia sy Akoba sy Johanana sy Delaia ary Anany; fito izy.
Read all of Boky faharoan'ny Tantara 3
This Verse In Other Editions
Study Boky faharoan'ny Tantara 3:23