Boky faharoan'ny Tantara 3:24
Ary ny zanakalahin’ i Elioenay dia Hodaia sy Eliasiba sy Pelaia sy Akoba sy Johanana sy Delaia ary Anany; fito izy.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
In Context
23Ary ny zanakalahin’ i Nearia dia Elioenay sy Hezekia ary Azrikama; telo izy.
Read all of Boky faharoan'ny Tantara 3