The Bible Software
bible.software › Boky faharoan'ny Tantara › Boky faharoan'ny Tantara 3 › Boky faharoan'ny Tantara 3:9

Boky faharoan'ny Tantara 3:9

Ireo rehetra ireo no zanakalahin’ i Davida, afa-tsy ny zanaky ny vaditsindranony sy Tamara, anabavin’ ireo.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

These were all the sons of David, beside the sons of the concubines, and Tamar their sister.

In Context

8sy Elisama sy Eliada ary Elifeleta; dia sivy kosa ireo.

10Ary ny zanakalahin’ i Solomona dia Rehoboama, Abia no zanakalahin-dRehoboama, Asa no zanakalahin’ i Abia, Josafata no zanakalahin’ i Asa,

Read all of Boky faharoan'ny Tantara 3

Cross References

2 Samuel 13:1Ary nony afaka izany, dia nisy toy izao: Absaloma, zanak’ i Davida, nanana anabavy tsara tarehy, Tamara no anarany; ary tia azy Amnona, zanak’ i Davida.

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Boky faharoan'ny Tantara 3:9

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Boky faharoan'ny Tantara 3:8Boky faharoan'ny Tantara 3Boky faharoan'ny Tantara 3:10 →