bible.software › Boky faharoan'ny Tantara › Boky faharoan'ny Tantara 4 › Boky faharoan'ny Tantara 4:11
Boky faharoan'ny Tantara 4:11
Ary Keloba, rahalahin’ i Soha, niteraka an’ i Mehira, rain’ i Estona;
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And Chelub the brother of Shuah begat Mehir, which was the father of Eshton.
In Context
10Ary Jabeza niantso an’ Andriamanitry ny Isiraely hoe: Enga anie ka hotahinao tokoa aho, ka hohalalahinao ny fari-taniko, ary ho amiko ny tananao, ka harovanao amin’ ny ratsy aho, mba tsy hampahory ahy izany. Ary dia nomen’ Andriamanitra azy ny nangatahiny.
12ary Estona niteraka an’ i Betirafa sy Pasea ary Tehina, rain’ Ir-nahasa. Ireo dia mponina tao Reka.
Read all of Boky faharoan'ny Tantara 4
This Verse In Other Editions
Study Boky faharoan'ny Tantara 4:11