Boky faharoan'ny Tantara 4:12
ary Estona niteraka an’ i Betirafa sy Pasea ary Tehina, rain’ Ir-nahasa. Ireo dia mponina tao Reka.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
In Context
11Ary Keloba, rahalahin’ i Soha, niteraka an’ i Mehira, rain’ i Estona;
13Ary ny zanakalahin’ i Kenaza dia Otniela sy Seraia; ary ny zanakalahin’ i Otniela dia Hatata.
Read all of Boky faharoan'ny Tantara 4