bible.software › Boky faharoan'ny Tantara › Boky faharoan'ny Tantara 4 › Boky faharoan'ny Tantara 4:16
Boky faharoan'ny Tantara 4:16
Ary ny zanakalahin’ i Jehalalila dia Zifa sy Zifaha sy Tiria ary Asarela.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And the sons of Jehaleleel; Ziph, and Ziphah, Tiria, and Asareel.
In Context
15Ary ny zanakalahin’ i Kaleba, zanakalahin’ i Jefone, dia Iro sy Elaha sy Nama; ary ny zanakalahin’ i Elaha dia Kenaza.
17Ary ny zanakalahin’ i Ezra dia Jatera sy Mareda sy Efera ary Jalona; ary izy niteraka an’ i Miriama sy Samay ary Jisba, razamben’ ny any Estemoa.
Read all of Boky faharoan'ny Tantara 4
This Verse In Other Editions
Study Boky faharoan'ny Tantara 4:16