Boky faharoan'ny Tantara 4:2
Ary Reaia, zanakalahin’ i Sobala, niteraka an’ i Jahata; ary Jahata niteraka an’ i Ahomay sy Lahada. Ireo no fokon’ ny Zoraïta.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
In Context
1Ny zanakalahin’ i Joda dia Fareza sy Hezrona sy Karmy sy Hora ary Sobala.
Read all of Boky faharoan'ny Tantara 4
Cross References
Joshua 15:33Ary teo amin’ ny tany lemaka amoron-tsiraka dia Estaola sy Zora sy Asna
1 Chronicles 2:52Ary Sobala, razamben’ ny any Kiriata Zarima, nanan-janakalahy, dia Haroe sy Hatsi-hamenokota