The Bible Software
bible.software › Boky faharoan'ny Tantara › Boky faharoan'ny Tantara 4 › Boky faharoan'ny Tantara 4:20

Boky faharoan'ny Tantara 4:20

Ary ny zanakalahin’ i Simona dia Amnona sy Rina sy Ben-hanana ary Tilona. Ary ny zanakalahin’ i Jisy dia Zoheta sy Ben-zoheta.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

And the sons of Shimon were, Amnon, and Rinnah, Ben-hanan, and Tilon. And the sons of Ishi were, Zoheth, and Ben-zoheth.

In Context

19Ary ny zanakalahin’ i Hodia vadiny, izay anabavin’ i Nahama, dia ny razamben’ ny an’ i Keila Garmita sy Estemoa Makatita.

21Ary ny zanakalahin’ i Sela, zanak’ i Joda, dia Era, rain’ i Leka, sy Lada, rain’ i Maresa, sy ny fokon’ ny mpanao rongony fotsy madinika amin’ ny ankohonan’ i Asbea;

Read all of Boky faharoan'ny Tantara 4

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Boky faharoan'ny Tantara 4:20

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Boky faharoan'ny Tantara 4:19Boky faharoan'ny Tantara 4Boky faharoan'ny Tantara 4:21 →