Boky faharoan'ny Tantara 4:24
Ny zanakalahin’ i Simeona dia Nemoela sy Jamina sy Jariba sy Zera ary Saoly,
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
The sons of Simeon were, Nemuel, and Jamin, Jarib, Zerah, and Shaul:
In Context
Read all of Boky faharoan'ny Tantara 4
Cross References
Genesis 46:10Ary ny zanakalahin’ i Simeona dia Jemoela sy Jamina sy Ohada sy Jakina sy Zohara ary Saoly, zanakalahin’ ny vehivavy Kananita.
Numbers 26:12Ny taranak’ i Simeona, araka ny fokony, dia izao: avy tamin’ i Nemoela ny fokon’ ny Nemoelita; avy tamin’ i Jamina ny fokon’ ny Jaminita; avy tamin’ i Jakina ny fokon’ ny Jakinita;