bible.software › Boky faharoan'ny Tantara › Boky faharoan'ny Tantara 4 › Boky faharoan'ny Tantara 4:26
Boky faharoan'ny Tantara 4:26
Ary ny zanakalahin’ i Misma dia Hamoela, ary Zakora no zanakalahin’ i Hamoela, Simey no zanakalahin’ i Zakora.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And the sons of Mishma; Hamuel his son, Zacchur his son, Shimei his son.
In Context
25dia Saloma no zanakalahin’ i Saoly, Mibsama no zanakalahin’ i Saloma, Misma no zanakalahin’ i Mibsama.
27Ary Simey nanan-janaka enina ambin’ ny folo lahy sy enim-bavy; fa ny rahalahiny tsy nanan-janaka maro, sady tsy nihamaro tahaka ny taranak’ i Joda ny fokony rehetra.
Read all of Boky faharoan'ny Tantara 4
This Verse In Other Editions
Study Boky faharoan'ny Tantara 4:26