Boky faharoan'ny Tantara 4:28
Ary izy nonina tao Beri-sheba sy Molada sy Hazara-soala
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And they dwelt at Beer-sheba, and Moladah, and Hazar-shual,
In Context
Read all of Boky faharoan'ny Tantara 4
Cross References
Joshua 15:26sy Amama sy Sema sy Molada
Joshua 19:1Ary ny loka faharoa dia azon’ i Simeona, dia ny firenena taranak’ i Simeona isam-pokony; ary ny lovany dia tao anatin’ ny lovan’ ny taranak’ i Joda.
Joshua 19:9Avy tamin’ ny anjaran’ ny taranak’ i Joda no nahazoan’ ny taranak’ i Simeona ny lovany; fa nalalaka loatra taminy ny anjaran’ ny taranak’ i Joda, ka izany no nahazoan’ ny taranak’ i Simeona anjara tao anatin’ ny azy.
Nehemiah 11:27sy Hazara-soala ary Beri-sheba sy ny zana-bohiny,