bible.software › Boky faharoan'ny Tantara › Boky faharoan'ny Tantara 4 › Boky faharoan'ny Tantara 4:32
Boky faharoan'ny Tantara 4:32
Ary ny zana-bohiny dia Etama sy Aina sy Rimona sy Tokena ary Asana, tanana dimy ireo,
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And their villages were, Etam, and Ain, Rimmon, and Tochen, and Ashan, five cities:
In Context
31sy Beti-markabota sy Hazora-sosima sy Beti-biry ary Saraima. Ireo no tanàna nonenany mandra-panjakan’ i Davida.
33ary ny zana-bohiny rehetra koa izay manodina izany tanàna izany hatrany Bala. Ireo no fonenany sady nanana fitantaram-pirazanana manokana izy.
Read all of Boky faharoan'ny Tantara 4
Cross References
Joshua 19:7sy Aina sy Rimona sy Etera sy Asana: tanàna efatra sy ny zana-bohiny;
This Verse In Other Editions
Study Boky faharoan'ny Tantara 4:32