Boky faharoan'ny Tantara 4:33
ary ny zana-bohiny rehetra koa izay manodina izany tanàna izany hatrany Bala. Ireo no fonenany sady nanana fitantaram-pirazanana manokana izy.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
In Context
32Ary ny zana-bohiny dia Etama sy Aina sy Rimona sy Tokena ary Asana, tanana dimy ireo,
34Ary Mesobaba sy Jamleka sy Josa, zanak’ i Amazia,
Read all of Boky faharoan'ny Tantara 4
Cross References
Joshua 19:8ary ny zana-bohitra rehetra manodidina ireo tanàna ireo hatrany Baleta-bera sy Rama amin’ ny tany atsimo. Izany no lovan’ ny firenena taranak’ i Simeona araka ny fotony.