Boky faharoan'ny Tantara 4:42
Ary nisy lehilahy dimam-jato tamin’ ny taranak’ i Simeona nankany amin’ ny tendrombohitra Seïra ka nanana an’ i Peletia sy Nearia sy Refaia ary Oziela, zanakalahin’ i Jisy, ho mpifehy azy.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
In Context
43Ary namely ny sisa afaka tamin’ ny Amalekita izy, ka dia monina ao mandraka androany.
Read all of Boky faharoan'ny Tantara 4
Cross References
Exodus 17:14Ary hoy Jehovah tamin’ i Mosesy: Soraty eo amin’ ny boky izany ho fahatsiarovana, ka ambarao amin’ i Josoa; fa hofoanako tokoa ny fahatsiarovana ny Amalekita tsy ho eny ambanin’ ny lanitra.