Boky faharoan'ny Tantara 4:43
Ary namely ny sisa afaka tamin’ ny Amalekita izy, ka dia monina ao mandraka androany.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And they smote the rest of the Amalekites that were escaped, and dwelt there unto this day.
In Context
Read all of Boky faharoan'ny Tantara 4
Cross References
Exodus 17:14Ary hoy Jehovah tamin’ i Mosesy: Soraty eo amin’ ny boky izany ho fahatsiarovana, ka ambarao amin’ i Josoa; fa hofoanako tokoa ny fahatsiarovana ny Amalekita tsy ho eny ambanin’ ny lanitra.
Deuteronomy 34:6Ary naleviny tao an-dohasaha tao amin’ ny tany Moaba, tandrifin’ i Beti-peora, izy; ka tsy misy olona mahalala ny fasany mandraka androany.
1 Samuel 15:7Ary Saoly namely ny Amalekita hatrany Havila amin’ ny lalana mankany Sora izay tandrifin’ i Egypta.
1 Samuel 30:17Ary Davida namely azy tamin’ iny takariva iny ka hatramin’ ny ampitso hariva; ary tsy nisy olona afaka, afa-tsy zatovo efa-jato lahy izay nitaingina rameva ka nandositra.
2 Chronicles 5:9Ary lava ny bao, ka hita ny lohany, raha eo amin’ ny fiara eo anoloan’ ny efitra matiny nefa tsy hita eny ivelany, ary mbola ao mandraka androany izy.
Matthew 27:8Koa izany no anaovana ny anaran’ izany saha izany mandraka androany hoe Sahan-drà.