Boky faharoan'ny Tantara 4:7
Ary ny zanakalahin’ i Hela dia Zareta sy Jizara ary Etnana.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And the sons of Helah were, Zereth, and Jezoar, and Ethnan.
In Context
6Ary Nara niteraka an’ i Ahozama sy Hafera sy Temeny ary Hahastary. Ireo no zanakalahin’ i Nara.
8Ary Hakoza niteraka an’ i Anoba sy Zobeba ary ny fokon’ i Aharela, zanakalahin’ i Haroma.
Read all of Boky faharoan'ny Tantara 4