bible.software › Boky faharoan'ny Tantara › Boky faharoan'ny Tantara 5 › Boky faharoan'ny Tantara 5:14
Boky faharoan'ny Tantara 5:14
Ireo no zanakalahin’ i Abihaila, zanak’ i Hory, zanak’ i Jaroa, zanak’ i Gileada, zanak’ i Mikaela, zanak’ i Jesisay, zanak’ i Jado, zanak’ i Boza;
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
These are the children of Abihail the son of Huri, the son of Jaroah, the son of Gilead, the son of Michael, the son of Jeshishai, the son of Jahdo, the son of Buz;
In Context
13Ary ny rahalahiny araka ny fianakaviany avy dia Mikaela sy Mesolama sy Seba sy Joray sy Jakana sy Zia ary Ebera; fito izy.
15Ahia, zanak’ i Abdiela, zanak’ i Gony, no lohan’ ny fianakaviany.
Read all of Boky faharoan'ny Tantara 5
This Verse In Other Editions
Study Boky faharoan'ny Tantara 5:14