bible.software › Boky faharoan'ny Tantara › Boky faharoan'ny Tantara 5 › Boky faharoan'ny Tantara 5:19
Boky faharoan'ny Tantara 5:19
Ary niady tamin’ ny Hagarita sy tamin’ i Jetora sy Nafisy ary Nodaba izy.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And they made war with the Hagarites, with Jetur, and Nephish, and Nodab.
In Context
18Ny taranak’ i Robena sy ny Gadita ary ny antsasaky ny firenen’ i Manase, izay isan’ ny lehilahy mahery, ka lehilahy mahatana ampinga sy sabatra ary mahahenjana tsipìka sady zatra ny miady, dia enim-polo amby fiton-jato amby efatra arivo sy efatra alina no isan’ ny azo nalefa hanafika.
20Ary nombana hamely ireo izy, ka dia voatolotra teo an-tànany ny Hagarita mbamin’ izay rehetra nomba azy, satria nitaraina tamin’ Andriamanitra teo amin’ ny ady izy, ary nekeny ny fangatahany noho ny fahatokiany Azy.
Read all of Boky faharoan'ny Tantara 5
Cross References
Genesis 25:15sy Hadada sy Tema sy Jetora sy Nafisy ary Kedema.
1 Chronicles 5:10Ary tamin’ ny andron’ i Saoly dia niady tamin’ ny Hagarita izy ka naharesy azy; ary nonina an-day eran’ ny ilany atsinanana rehetra amin’ i Gileada izy.
This Verse In Other Editions
Study Boky faharoan'ny Tantara 5:19