Boky faharoan'ny Tantara 5:20
Ary nombana hamely ireo izy, ka dia voatolotra teo an-tànany ny Hagarita mbamin’ izay rehetra nomba azy, satria nitaraina tamin’ Andriamanitra teo amin’ ny ady izy, ary nekeny ny fangatahany noho ny fahatokiany Azy.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
In Context
19Ary niady tamin’ ny Hagarita sy tamin’ i Jetora sy Nafisy ary Nodaba izy.
Read all of Boky faharoan'ny Tantara 5
Cross References
Genesis 49:19GADA, ny manao andiany hamoritra azy; fa izy kosa hamely ny otrika.
Joshua 10:14Ary tsy nisy andro tahaka izany, na tany alohany, na tato aoriany, izay nihainoan’ i Jehovah ny feon’ olona; fa Jehovah niady ho an’ ny Isiraely.
Joshua 23:10Ny lehilahy iray aminareo manenjika ny arivo; fa Jehovah Andriamanitrareo, Izy no miady ho anareo, araka izay nolazainy taminareo.
1 Samuel 19:15Ary Saoly naniraka ny olona hizaha an’ i Davida indray ka nanao hoe: Ento miakatra atỳ amiko amin’ ny farafara izy hovonoiko.
1 Kings 22:32Ary nony nahita an’ i Josafata ireo komandin’ ny kalesy, dia hoy izy: Iny mihitsy no mpanjakan’ ny Isiraely. Dia nanatrika hiady taminy ireo; ka dia niantsoantso Josafata.
2 Chronicles 13:13Fa nasain’ i Jeroboama nanompirana no fandehan’ ny otrika mba ho tonga ao aoriany, ka dia izy teo anoloan’ ny Joda, ary ny otrika teo ivohony.