Boky faharoan'ny Tantara 5:29
Ary ny zanak’ i Amrama dia Arona sy Mosesy ary Miriama. Ny zanakalahin’ i Arona dia Nadaba sy Abiho sy Eleazara ary Itamara.
Baiboly Malagasy (1865)
In Context
28Ary ny zanakalahin’ i Kehata dia Amrama sy Jizara sy Hebrona ary Oziela.
30Eleazara niteraka an’ i Finehasa; ary Finehasa niteraka an’ i Abisoa;
Read all of Boky faharoan'ny Tantara 5