Boky faharoan'ny Tantara 5:33
ary Meraiota niteraka an’ i Amaria; ary Amaria niteraka an’ i Ahitoba;
Baiboly Malagasy (1865)
In Context
32ary Ozy niteraka an’ i Zerahia; ary Zerahia niteraka an’ i Meraiota;
34ary Ahitoba niteraka an’ i Zadoka; ary Zadoka niteraka an’ i Ahimaza;
Read all of Boky faharoan'ny Tantara 5